|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  hanina
Fototeny  2 hana
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsakoina dia atelina: Hano ny varinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be eaten, to be devoured, to be consumed. [Fiji kana; Mal. makan; Tagala kain; Battak pahan.] see hinana, homana. [1.2]
10 to be eaten; cf. hìnana; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on mange [1.3, 1.8]
Ohatra  12  nohanin' ny saka ny hena (Le chat a mangé la viande) [1.3]
13  Tsy hohaniko io (Je ne mangerai pas cela) [1.3]
14  Ny hanina ho hanina, iny no asiana ody; [2.48#110]
15  Maniry hanina an-tenda toa amboa miambozon-koditra. [2.332]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how hanina
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 18  hanina
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Sakafo, nahandro: Tsy mbola azo omena hanina ity marary
21 lanina: Nohanin' ilay karilahy iny fotsiny ny volako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 food, victuals, viands, nourishment [1.2]
23 food, nourishment [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 nourriture, vivres [1.3, 1.8]
25 aliments [1.3]
Ohatra  26  Tsy mahalatsaka hanina ny marary (Le malade est incapable de prendre de la nourriture) [1.3]
27  Tsy azo omen-kanina ny marary (Il ne faut pas donner à manger au malade, il faut le mettre à la diète) [1.3]
Mpanahaka  28  angaredona, 29  fahana, 30  fanasana, 31  fialemana, 32  fibobohana, 33  fihinanam-be, 34  filerana, 35  fo tsy aritra, 36  halemana, 37  kabaka, 38  nahandro, 39  odiam-bavafo, 40  odilolo, 41  otrikanina, 42  sakafo, 43  sakafo ambany foitra, 44  sakafo maivana, 45  sakafom-borondolo, 46  sakafon-tsorohitra, 47  sakafo sikina, 48  tsakitsaky, 49  tsakotsako, 50  tsindrin-tsakafo, 51  vatsy, 52  vonjy fo
Fikambanana  53  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 49 misy ny teny how hanina
Ohabolana  54  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  55 Randzavola: hanina ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/4) 56  hanina
Sokajin-teny  57  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  61 Fahatsiarovana arahin' alahelo, embona: Ny hanina ny havana any lavitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  62 longing, eager desire, affection; regret. [1.2]
63 longing, regret [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  64 regret, chagrin causé par la perte ou l'éloignement de ce qu'on aime [1.3]
65 regret causé par l'éloignement [1.8]
Voambolana  66  Ontam-po
Fikambanana  67  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how hanina
Ohabolana  68  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/4) 69  hañina
Sokajin-teny  70  anarana
Fanazavàna teny malagasy  71 [Sihanaka] rivotra [1.78]
Voambolana  72  Haitoetrandro

Fivaditsoratra  73 Hananì, 74 hanany, hañina, hanina, 75 hinana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07