Teny iditra | kabaka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Habetsahan-drano na rony Sakafo, hanina, vola maty: Ohatrinona aloha ny kabaka amin' io raharaha io ? [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Abondance, grande quantité d'eau ou de sauce [1.3] | |||
[Tankarana] Ce qu'on mange avec le riz. (rò) § làoka. [1.19] | ||||
Sampanteny |
| |||
Fivaditsoratra | bakaka, kabaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |