Teny iditra | hambom-po | |
Singan-teny | hambo ; fo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra feno hamboniana tsy mety hanao zavatra mety hampietry ny voninahitry ny tena na hahazoana henatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Amour-propre, point d'honneur [1.3] | |
Ohatra | Ny tena niseho ho sahirana, nandetsena ny hambompo fahizay fony natanjaka!
[2.470] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hambom-po io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |