Teny iditra hambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiheverana ny tena ho ambony; firehana ho tsy mitovy amin' ny hafa amin' ny zavatra rehetra; filazana ho mahay zavatra tsy hay; fandokafan-tena tafahoatra: Olona be hambo Rakoto ka tsy hanaiky ny hifona aminao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Pretense, imposture [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Prétention, imposture [1.8]
Ohatra 
1hianao tsy lany hambo, izaho tsy very avona; [2.69]
2Izany dia midika ho fananana saina misokatra lalandava, mailo lalandava, be fanetren-tena, be fahatoniana, tsy ahitana hambo mihitsy. [1.369]
3Be hambo tokoa izy ka tsy mba firy no maniry hihinam-potsiny na hanantena haren-drafozana, fa lehilahy hianefitra ka tsy maintsy vonona amin' izay hiseho rehetra. [2.436]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra hambo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] tonta [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Vieux (objets) [1.82]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28