Teny iditra | fihamboana (hambo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiheverana ny tena ho ambony; filazana ny tena ho manana zavatra na toetra tsy ananana; fisehoana ho hafa noho ny tena toetran' ny tena: Fihamboana fotsiny ny azy milaza ho be diplaoma fa tsy nahita fianarana firy akory izy [1.1] | |
Fivaditsoratra | fihamboana, mahabifona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |