Teny iditra | 1 hafa ray |
Singan-teny | 2 hafa, ray |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] entina milaza olona samy manana ny ray sy ny reniny avy saingy miombon-dray sy miombon-dreny kosa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] frère ou soeur de même mère et de père différents |
Mpanahaka | 6 hafareny |
Fivaditsoratra | 7 fiaraha, hafa ray, hiafara, ifahara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |