|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  gina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Tsy misy feo re: Gina ny tanàna
20 Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ
21 Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 [Provincial] for ngina [1.2]
23 silent, solitary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi [1.3#197]
25 silencieux, solitaire [1.8]
Ohatra  26  gina ny tanàna (Le village est silencieux) [1.3]
27  gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit) [1.3]
28  Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence) [1.3]
29  gina ny olona rehetra. [2.298#76]
30  Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra. [2.356#173]
31  Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza. [2.69#61]
Tovy hevitra  32 gingina
Mpanahaka  33  kina, 34  mafy, 35  mangina, 36  mihimoka, 37  mikombom, 38  misaraka, 39  mizai, 40  moana, 41  sina, 42  tankina, 43  tsy, 44  tsy, 45  tsy, 46  tsy, 47  tsy, 48  vitsy

Teny iditra (2/2) 49  gina
Sokajin-teny  50  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny anglisy  52 a very loud report [1.2]

Fivaditsoratra  53 angy, gina, 54 inga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22