Teny iditra fikojakojana (kojakoja (koja))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikarakarana, fitandremana fatratra, fandamindaminana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Les petits soins, l'attention [1.3]
 Entretien, maintenance [1.13, 1.66]
 Soins [1.13]
Ohatra ny fitantanana andavanandro sy ny fikojakojana ny foto-drafitrasa sy ny asa vaventy amin’ny lalana; [4.27]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31