Teny iditra fiakanjoana (akanjo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana akanjo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La toilette, l’habit habituel, façon de s'habiller, le cabinet de toilette [1.3]
Ohatra 
1Izaho nandray, tao amy ny trano fiakanjoana [2.59]
2Na eo aza ny hafaliana miharo hakevohana noho ny fiakanjoana tsara sady voalohany, nararirary izany ny aiko. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08