|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fiainana
Fototeny  2 aina
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fakana aina, fakana fofon' aina: Miadana erỳ ny fiainan' itỳ marary itỳ izany
7 Fe-potoana eo anelanelan' ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany
8 Fifaliana na fanaranana amin' ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan' andro
9 Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 life; the act of breathing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Vie: Lava fiainana izy (Il vit longtemps) ~ Ny fiainana mandra-kizay (La vie éternelle)
12 respiration, canal respiratoire, soupirail [1.3#10]
13 la vie; action de respirer [1.8]
Ohatra  14  Kanjo inona no navoakanao, ry fiainana? [2.296#]
15  Tsy izao anaovan' ialahy fiainana izao? [2.470#]
Voambolana  16  Haiaina 17  Fahasalamana
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny how fiainana
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  20 Randzavola: fiainana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2) 21  Fiainana
Singan-teny  22 fiainana
Sokajin-teny  23  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  24 Andriamampianina Zo
Mpanonta printy  25 Takila: 6.

Fivaditsoratra  Fiainana, fiainana, 26 fianiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07