Teny iditra | fanapahan-kevitra | |
Singan-teny | fanapahana ; hevitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | A decision [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Décision [1.8] | |
Ohatra | Ry zareo ihany mantsy no nitehaka nankasitraka ilay fanapahankevitra tsy nifanaraka tamin' ny lalàna noho izy nomba ny tsy ara-dalàna nataony, dia mbola ry zareo ihany indray izao no mitsipaka ny fanapahankevitra mifanaraka tsara amin' ny lalàna sy ny Lalàmpanorenana.
[4.27] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25 |