Teny iditra |
fanapahana
(tapaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fizarana (zavatra) roa misaraka tsara: Fanapahana mofo Fiatoana, fijanonana: Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataovovonana Fandidiana: An' ny lehiben' ny fokontany ny fanapahana ny amin' izany Tsy fahatongavana hiasa: Nohony fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The act of cutting; the act of deciding; government, authority [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de couper; action de prendre une décision; gouvernement, autorité [1.8]
|
| Coupe, découpage, tranchage, tronçonnage, décision, interruption, amputation [1.13]
|
Ohatra |
1 | Anaovana fitànana an-tsoratra ny fanapahana nofaranana.
[1.320]
|
2 | Azy ny fanapahana, ka izay ataony mahatrara antitra azy!
[2.298]
|
|
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
fandidiana |
|