|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra |
| Zana-dohateny | 2 Constitution de la quatrième République |
| Singan-teny | 3 lalana, 4 fanorenana, 5 repoblika, 6 fahefatra |
| Sokajin-teny | 7 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
8 Fanjakana Malagasy |
| Mpanonta printy |
9 Takila: 43. |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Savaranando
11 Lohateny I / Andaniny 1-6 : Feni-kevitra fototra 12 Lohateny II : Fahalalahana sy ny amin' ny zo aman' andraikitry ny olom-pirenena 13 Zana-dohateny I / Andaniny 7-16 : Zo aman' andraikitry ny isam-batan' olona sy ny zo politika 14 Zana-dohateny II / Andaniny 17-39 : Zo sy adidy momba ny toekarena sy sosialy ary koltoraly 15 Lohateny III / Andaniny 40-43 : Fandaminana ny fanjakana 16 Zana-dohateny I / Andaniny 44 : Mpanatanteraka 17 Toko 1 / Andaniny 45-62 : Filohan’ny Repoblika 18 Toko 2 / Andaniny 63-67 : Governemanta 19 Zana-dohateny II / Andaniny 68 : Mpanao lalana 20 Toko 1 / Andaniny 69-79 : Antenimierampirenena 21 Toko 1 / Andaniny 80-85 : Antenimierandoholona 22 Toko 1 / Andaniny 86-104 : fifandraisan' ny governemanta sy ny antenimiera 23 Zana-dohateny III / Andaniny 105 : Filankevitra ara-toekarena, ara-tsosialy ary ara-kolontsaina 24 Zana-dohateny IV : Fitsarana 25 Toko 1 / Andaniny 106-113 : fe-kevitra fototra 26 Toko 2 / Andaniny 114-120 : fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana 27 Toko 3 / Andaniny 121-130 : fitsarana tampony 28 Toko 4 / Andaniny 131-136 : fitsarana avo 29 Lohateny IV / Andaniny 137-138 : Fifanekena sy fifanarahana iraisam-pirenena 30 Lohateny V : Fandaminana ny fiadidiana ny lafin-tany 31 Zana-dohateny I / Andaniny 139-147 : Fepetra ankapobe 32 Zana-dohateny II : Rafitra 33 Toko 1 / Andaniny 148-152 : kaominina 34 Toko 2 / Andaniny 153-156 : faritra 35 Toko 2 / Andaniny 157-160 : faritany 36 Lohateny VI / Andaniny 161-163 : Fanitsiana ny lalàmpanorenana 37 Lohateny VII / Andaniny 164-168 : Fepetra tetezamita sy samihafa [1.320] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/20 |
|