Teny iditra |
fambara
(ambara)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra miseho mialoha ka entina mamantatra izay ho avy aoriana: Alohan' ny hipoahan' ny afotroa, hono, dia misy fambara Filazana mialoha na ho soa na ho ratsy: Misy milaza fa ny sakanan-goaika dia fambara tsara [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A portent [1.2, 1.7]
|
| An omen [1.2]
|
| A sign [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Présage, signe précurseur [1.3]
|
| Présage, ordinairement mauvais [1.8]
|
Ohatra |
1 | Fambara angamba iny ranomasoko iny.
[2.472]
|
2 | Sao dia fambara ratsy izany, Rabery?
[2.499]
|
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|