|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahadiovana |
| Fototeny | 2 dio |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Mahafinaritra ny fahadiovan' ny tanàna
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 cleanliness, purity
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 propreté
[1.3, 1.8, 1.13, 1.5] 9 pureté [1.3, 1.8] 10 clarté, innocence [1.3] |
| Ohatra |
11 Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana.
[2.470#113]
12 Nahafinaritra ahy i Masy, kanefa dia izay ihany, fa tsy mbola fantatro taminy ny tena fitiavana, na dia nanosy ny fahadiovany aza aho. [2.471#21] |
| Tovy hevitra | 13 hadio, hadiovana |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fahadiovana |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 16 Randzavola: fahadiovana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|