Teny iditra | hadiovana (dio) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Maha te hidera ny hadiovam-pitondran-tenany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Cleanliness, purity [1.2] | |
Tovy hevitra | fahadiovana ~ hadio | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |