|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  draiko
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe ray

Teny iditra (2/2) 3  draiko
Sokajin-teny  4  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Enti-milaza famindra manano sarotra na fandeha toa mijaikolaiko, noho ny aretina mahazo na ny havizanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 an unseemly gait, an awkward mode of walking, limping. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17 Action de marcher clopin-clopant [1.3#117]
Mpanahaka  18  jehojeho.

Fivaditsoratra  draiko, 19 kidroa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22