Teny iditra do
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibilava makadiry [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Espèce de grand serpent [1.82]
 Espèce de boa [1.54]
Anarana siantifika Acrantophis madagascariensis
Voambolana 
Tovy hevitra akoma ~ ankoma
Kamban-teny 

Teny iditra do
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Habokana
Boka tsy manana rantsana (tanana na tongotra) intsony [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Lépreux qui a perdu les doigts et les orteils [1.82]
Voambolana 

Teny iditra do~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny do~]
Fanazavàna teny malagasy Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza toetra mifandray amin' ny hevitry ny fototeny voalohany: Dorehitra (rehitra) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Préfixe qui distingue les racines primaires des racines secondaires par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: rehitra - dorehitra [1.12]

Teny iditra do
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To do: manao, mahefa, mahavita [1.17]

Teny iditra do
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Ny feo voalohany na ambany indrindra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  re ~ mi ~ fa ~ sol ~ la ~ si
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26