|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  bandrolahy
Singan-teny  2 bandro, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Olona nobaboina tan' ady na nangalarina, na novidina, ka ampanompoina atao andevo [1.1]

Teny iditra (2/2) 6  bandrolahy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny anglisy  8 [Provincial] an endemic species of shrike. Vanga curvirostris, Gm. Same as vanga [1.2]
Voambolana  9  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  10 vanga

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/17