Teny iditra vanga
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy White spotted or partly covered with a color [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tacheté de noir ou de rouge sur un fond blanc [1.3]
 D'un blanc tacheté de couleur [1.8]
Ohatra 
1Ombilahy vanga ka tsara mandroso [2.245]
2Ary tato aoriana, dia vao naniry trondro hafa kosa indray na mena na vanga ny heniheny. [2.48]
Sampanteny 
Tovy hevitra vangavanga
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Teny iditra vanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] varotra, fividianana [1.78]
  [Tanosy] vidiny [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Sale, purchase [1.2]
Fanazavàna teny malagasy Varotra (fivarotana sy fividianana) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Commerce, trafic, négoce [1.3]
 Prix d'achat [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Tovy hevitra vangany
Kamban-teny 
Mpanahaka  vidy

Teny iditra vanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Anaram-boronkely [1.78]
 Karazam-borona sady mifaingoka no mafy ny vavany (Vanga curvirostris) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'écorcheur de Madagascar, Buffon et Daub. Vanga curvirostris, Lin. [1.3]
Anarana siantifika Vanga curvirostris
Voambolana 

Teny iditra vanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Nom relevé anciennement sous la forme «  vangue » (sens général : tacheté de noir sur fond blanc, moucheté ; allusion à la couleur du bois). Vangueria edulis (Vahl) Vahl (Rubiaceae). Arbre à fruits comestibles. Bois employé en menuiserie. [1.196]
Anarana siantifika Vangueria edulis
Voambolana 

Teny iditra Vanga
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Vanga curvirostris bandrolahy, vanga
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30