Teny iditra bandro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jiolahy, mpangalatra sy mpandroba
Mitovy hevitra: androvo ~ jirika [1.1]
Ohatra Nanambady zazavavy iray hanao izay sitrako sy heveriko ho tsara aho, fa tsy hanao ny sitrapon-dray aman-dreniny, ka hitafa amin' ny bandro sy ny vehivavy janga! [2.5]
Renianarana gidro
Anarana iray reny ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary

Teny iditra bandro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Gidro [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Lake Alaotra bamboo lemur, alaotran gentle lemur (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Espèce de lémurien minuscule. [1.19]
Fanazavàna teny anglisy Hapalémur du lac Alaotra (Hapalemur griseus alaotrensis) [2.233]
Anarana siantifika Hapalemur griseus
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24