Teny iditra | babarà | |||
Singan-teny | babaka ; ra | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | [ baba ra ] Mandeha ra be, mitsonika ra, feno ra: Baba ra ny oron' ny zaza voadonan' ny sisin-databatra [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [ baba ra ] Bleeding profusely [1.2, 1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Saignant abondamment, se dit des blessures [1.3] | |||
[ baba ra ] Qui saigne abondamment [1.8] | ||||
Ohatra | Babarà ny fo, mafy ny fitsapana.
[2.356] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |