Teny iditra avotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka, Tanala] Fanongotana [1.78]
 Famonjena
Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza
Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Ransom, redemption [1.2]
 Price; means of effecting a ransom [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Rachat, rédemption, rançon [1.3, 1.8]
 Achat d'esclaves, prix, secours [1.3]
Ohatra Avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny! [2.472]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra avotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanongotana ny ketsa hafindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See ombotra, ongotra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Arrachement, extirpation [1.3]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17