|
|
|
|

Teny iditra 1  atahorana
Fototeny  2 tahotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be feared [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on craint [1.3#645, 1.8]
10 pour quoi on craint [1.3#645]
Ohatra  11  Ny "lany ho any ivelany" no tena natahorana [2.472]
12  Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
13  Ny tenako aza, misy atahorana fa horoahina hiala eto Madagasikara. [2.270#88]
14  Efa tafadify ny vava-vinany ny lakana ka tsy misy atahorana intsony. [2.499#13]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  atahorana, 16 haratoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17