|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  antsorina
Fototeny  2 antsory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 [Provincial] to lead. [Richardson says manantsorio for the imperative] [1.2]

Teny iditra (2/2) 9  antsorina
Sokajin-teny  10  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 Angatahana andro mba hieritreretana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 en temporisant, en prenant du temps pour examiner, réfléchir [1.3]

Fivaditsoratra  antsorina, 13 sarinanto, 14 sarintona, 15 sinatrona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19