Teny iditra antsanga tsy aman' orana
Singan-teny antsanga ; tsy ; amana ; orana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny na fitenenana tsy misy fotony; zavatra betsaka tsy misy antony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A long rambling discourse, of which one can neither make head nor tail. [1.2]
 Baseless rumors, idle gossip [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rumeurs sans fondement [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17