|
|
|
|

Teny iditra 1  anombohana
Fototeny  2 tomboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#720]
Ohatra  8  Ary isan' ny fampiharana tsy azo ialana an' izany ny fampisondrotana ny karama, ka ny karama farany ambany no anombohana azy sy ny vola miditra hafa. [4.27#2006/11/17]
9  Ny mponina dia mila loatra mahita vatana pretra, masera, kristiana mpikatroka, katesista, olona azony solokiana, olona azony fetsena raha ilaina, azony anombohana fifampiraharahana. [1.369#]

Fivaditsoratra  10 ambonohana, anombohana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19