Teny iditra | an-joro | ||
Singan-teny | zoro | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ny eo atsimo atsinanana atsimom-patana tamin' ny tranon' ny Ntaolo fahiny [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | (anjoro) the corner of anything, or at the corner of anything. See zoro. [1.2] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | anjoro | ||
Sokajin-teny | tambinteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] ankaterana [1.78] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |