Teny iditra | zoro | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Faritra kitso eo amin' ny fihaonan' ny rindrina roa: Zoron-trano Rirana, ny mivohitra amin' ny fihaonan' ny lafy roa mifanapaka: Telo zoro ny zozoro ~ Zoron-databatra Kiho: Zoron-dalana Ireo lafy avaratra-atsinanana; atsimo-atsinanana; atsimo-andrefana; avaratra-andrefana amin' ny tany atao hoe vazan-tany: Zoron-tany efatra Ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra amin' ny trano kotona nahatonga ny fitenenana hoe "sakeli-mihoa-joro". Fikaonan' ny tsipika roa mifanapaka: Zoro sokera, zoro dombo, zoro maranitra [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A corner An angle. [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Coin Angle. [1.8, 1.13] | ||||
Ohatra |
| ||||
Haiendriteny |
| ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-poko |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zoro io | ||||
Teny iditra | zoro | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Jour [1.13] | ||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ny fihaviany | Frantsay: jour. | ||||
Teny iditra | zôro | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Zozoro maniry [1.78] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka Avaratra] En ce qui concerne les plantes : tige triquètre, anguleuse, comme celle des Cyperaceae. Dans le Nord-Est, synonyme de bilo . [1.196] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |