|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  anelanelany
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
Fanazavàna teny frantsay  5 entre [1.3#122]
6 au milieu, entre deux choses [1.5]
Ohatra  7  Volenay eny anelanelany ka! [2.117#52]
8  Izaho no taho eto anelanelanareo [2.499#95]
9  Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka [2.445#91]
10  Lasa ery ny eritreriny amin'ny endriky ny volana eo anelanelan-taho [2.817]
11  Dia nisy havandra sy afo nifandrambondrambona tanelanelan' ny havandra [2.996#45.005.024]
12  Ary ny amin' ny teny nifanaovantsika izaho sy hianao dia indro fa anelanelako izaho sy hianao, mandrakizay, Iaveh [2.996#49.011.051]

Teny iditra (2/2) 13  anelanelany
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 intermédiaire, intervalle [1.13.fr#17]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  anelanelany, 17 elanelanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21