Teny iditra |
andohalambo
(loha, lambo)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rafi-bato na biriky, izay vita mitatao mivohon-tsotro ka atao tataom-baravarana na vavahady Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy andohalambo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An arch [1.2, 1.7]
|
| A circular frame, etc. [1.2]
|
| A vault [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cintre [2.415, 1.8]
|
| Arceau, voûte, ogive [1.8]
|
| Arc [1.13]
|
Ohatra |
1 | tsy nasiana tafo ilay fiarakodia tamin' io, fa tany ivelanin-tafo sy rairain-drindrina ary ny vy tohan' ireny manao andohalambo no teo.
[2.472]
|
2 | Mahatalanjona loatra ny nanaovany ny tranony amin' izato efitra sy rihana manana ny antony avy, mbamin' ny andry sy andohalambo vita tsara ao anatiny.
[2.445]
|
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
andohalambo
(loha, lambo)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | La pièce de cinq francs à l'effigie de Victor Emmanuel d' Italie, à cause des armes [2.415]
|
Voambolana |
|