Teny iditra andafiavaratra
Singan-teny andafy ; avaratra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Across on the other side to the north; so also with the other cardinal points: andafiatsimo, andafiandrefana, andafiatsinanana [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Au-delà vers le nord; et ainsi pour les autres directions: andafiatsimo, andafiandrefana, andafiatsinanana [1.8]
Voambolana 

Teny iditra Andafiavaratra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra 
1Nampanao ny Lapan' Andafiavaratra ny Praiminisitra. [2.270]
2Nila lapa kely izy, tsy lehibe toy ny Andafiavaratra akory. [2.270]
3Tao AndafiaVaratra no niorenan' ny Sekoly Voalohany indrindra. [2.649]
Voambolana 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02