|
|
|
|

Teny iditra 1  anapariahana
Fototeny  2 pariaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#479]
Ohatra  8  Inona no ezaka atao hanapariahana an’izany? [4.27]
9  Koa rehefa tonga eo, dia tsy maintsy anapariahana fotsimbary ny Hazo ho Jiro: atao tototra ny olona rehetra. [2.245#]
10  Ny fahefana itsinjaram-pahefana dia ahitana fahefana anapariahana ny fitondran-draharaham-panjakana mifanandrify amin' izany. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26