|
|
|
|

Teny iditra 1  anakatonana
Fototeny  2 katona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#317]
Ohatra  8  manatanteraka ny fandoavana ny vola natokana holanina amin' ny fifidianana ka izany dia mialoha ny andro anakatonana ny fihodinana fandatsaham-bato, izay antony nahazoana an' ilay vola. [4.27#]

Fivaditsoratra  anakatonana, 9 anakotanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26