|
|
|
|

Teny iditra 1  ampiarahana
Fototeny  2 araka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ahoana no ampiarahanao ireo zaza ireo? (pourquoi faites-vous aller ensemble ces enfants?) [1.3#59]
8  Ho fanatanterahana izany dia tokony horaketina ho lalàna fa tsy azo ampiarahana ny asa-miaramila sy ny fanaovana politika na asa hafa. [4.27]

Fivaditsoratra  ampiarahana, 9 manapariaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19