|
|
|
|

Teny iditra 1  ampianarana
Fototeny  2 anatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#37]
Ohatra  8  Toraka izany ihany koa ny mikasika ny fanovana ny boky ampianarana izay tsy ahitam-bokatsoa raha tsy dimy taona aty aoriana [4.27#2006/10/20]
9  Fotoana vitsivitsy isan-kerin' andro no ampianarana sekoly alahady ireo, nefa ny ray aman-dreniny kosa mampianatra azy andro aman' alina. [1.353#]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ampianarana

Fivaditsoratra  ampianarana, 11 anampairana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19