|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambongadiny |
| Fototeny | 2 vongady |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Amin' ny antontany na anentany be, mivaingana be na maro be, fa tsy tsikelikely na tsirairay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 at wholesale buying and selling
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 vente en gros
[1.3] 7 en gros [1.8, 1.13] |
| Ohatra |
8 Ohatrinona ny vidin' ny Malagasy atao ambongadiny?
[2.529#140]
9 Navelan-dRavokatra tamin' ny namany ny varotra ambongadiny fanaony; [2.470#103] 10 ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika. [2.436#] |
| Voambolana | 11 Toe-karena: varotra |
| Tohi-kevitra | 12 antsinjarany |
| Mpanahaka | 13 vongadiny |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe ambongadiny |
| Fivaditsoratra | ambongadiny, 15 angadinomby |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/09/17 |
|