|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahohoka |
| Fototeny | 2 hohoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Afotitra ka ny vavany no atao ambany: Ahohofy ny siny rehefa tsy misy rano
8 Enti-milaza olona semporina amin' ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Taloha nahohoka ny zaza teraka alakaosy 9 Alentika ao anatin' ny fahoriana: Nahohony tamin' ny fisotroan-toaka ny fianakaviany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be laid with the face or opening down
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 à mettre l'ouverture en bas
12 à plonger dans la misère, enfant qu'on étouffe (en le tenant le visage dans l'eau) [1.3] 13 qu'on renverse, qu'on tourne avec l'ouverture en bas; qu'on met avec la bouche en bas [1.8] |
| Ohatra |
14 hahohokao angaha ny fianakavianao no tsy mamboly vary hianao? (vous voulez donc plonger votre famille dans la misère en ne plantant pas de riz?)
[1.3#261]
15 Tsy misy manao soa hoatra ny vilany, fa raha lany ny ao anatiny, ahohoky ny olona. [2.558] |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|