Teny iditra Afrikana
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy African, Africans [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Africain, africains, africaine, africaines [3.1]
Ohatra 
1Heno fa lasa ny Anglisy sy ny Afrikana-Atsimo. [2.472]
2tamin’io taona io ihany izy dia nitana ny laharana faha-3 amin’ny oniversite afrikana miteny frantsay. [4.27]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: africain.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31