|
|
|
|

Teny iditra 1  afenina
Fototeny  2 afina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy
9 Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka
10 Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign. [1.2]
12 to be concealed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 que l'on cache [1.3, 1.8, 1.5]
14 sur quoi on garde le secret [1.3]
15 qu'on recèle [1.8]
Ohatra  16  Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. [2.472#123]
17  Ary tsy azo atao hoe alevina ny andriana, fa afenina. [2.48#259]
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how afenina
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  20  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  afenina, 21 fiañena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21