Teny iditra | afatratra (fatratra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampidirina an-kery, asisika, aletra: Afatraro ao anatin' io lasaka io daholo ireo boky ireo fa maika [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be put close. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on presse, qu'on bourre, qu'on fourre [1.3] | ||||||||
Ohatra | Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |