Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
afakam
pi
tso
Singan-teny
afaka
;
ampitso
Sokajin-teny
tambinteny
[
fitanisana
]
Fanazavàna teny anglisy
The day after to-morrow.
[
1.2
]
Ohatra
1
Ny
afakampitso
dia namonjy ny nahatongavan' ny sambo tao Toamasina aho.
[
2.471
]
2
Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha
afakampitso
ny reniny.
[
2.470
]
3
Ny
afakampitson
' ny nahatongavana, navoaka indray ireo sisa tsy maty ary nalahatra nijoro amoron' ny hadilalana iray vao nohadina.
[
2.472
]
Voambolana
Fotoana
Haiendriteny
Tsotra :
afakampitso
, afakampitson'
Fivaditsoratra
afakampitso
,
fampitsoaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08