|
|
|
|

Teny iditra 1  adilahy
Singan-teny  2 ady, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Fanazavàna teny frantsay  6 dispute entre égaux our la supériorité [1.3]
Ohatra  7  Miteraka adihevitra sy adilahy ny fehezan-dalàna tamin’ny 1992 isaky ny fifidianana. [4.27]

Fivaditsoratra  adilahy, 8 ady lahy, 9 ala hidy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19