|
|
|
|
Fizahan-teny
Aa
Bb
Dd
Ee
Ff
Gg
Hh
Ii
Jj
Kk
Ll
Mm
Nn
Oo
Pp
Rr
Ss
Tt
Vv
Zz
Ohabolana 1 misy ny teny hoe :
faravazana
Ohabolana 1
Raha manala ny
nifin'
ny sasany,
tsy maninon-tsy maninona; raha mba halan'
olona
nify, hilaza hoe: "
Faravazako
".
[
2.653
#2685]
Raha manala ny
nifin'
olona
tsara
ihany, ka nony alan'
olo-nify, ka hilaza hoe :
faravazako
io!
[
2.558
#3614]
Fizahan-teny
Aa
Bb
Dd
Ee
Ff
Gg
Hh
Ii
Jj
Kk
Ll
Mm
Nn
Oo
Pp
Rr
Ss
Tt
Vv
Zz