Fizahan-teny

Ohabolana : averimberina

Ohabolana 1Aza manao resaky ny mpantsaka : lany enti-mandroso fa tsy misy ho enti-miverina. [2.558]
Aza manao tafan’ ny mpantsaka: lany enti-mandroso ihany, fa tsy hisy ho enti-miverina. [2.653]
Aza manao tafasirin' ny mpantsaka, ka ny lasa ihany no averimberina. [2.653]
Aza manao tafasirin' ny mpantsaka : ny teo ihany no averimberina. [2.558]
Tafasirin' adala, ka ny lasa ihany no averimberina. [2.165 #1631, 2.558 #3963]
Tafasirin' adala : ny lasa ihany no averimberina. [2.415 #2112, 2.653]
Tafasirin' ny mpantsaka : ny lasa ihany no averimberina. [2.415 #2112, 2.653]
Dikanteny frantsayConversations de sots ou de porteuses d' eau : c' est sans cesse la répétition de ce qui a été déjà dit. [2.415 #2112]
La conversation d' un nigaud, il répète toujours les mêmes choses. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des redites perpétuelles. [2.415 #2112]

Ohabolana 2Mitondra teny tsy azo, ka averimberin' ny olona mandrakariva haka fototra tsara. [2.415 #3409]
Dikanteny frantsayCommissionnaire qui part trop vite : il porte des paroles qu' il ne comprend pas et on le renvoie sans cesse pour se mieux renseigner. [2.415 #3409]

Fizahan-teny