Fizahan-teny

Ohabolana : ateran-kira

Ohabolana 1Ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay. [1.1]
Tsy mety raha ny ateran-kira indray no manao tsy mahay. [2.165 #580, 2.653 #3472]
Tsy mety raha ny ateran-kira indray no milaza ho tsy mahay. [2.558 #4657]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ireo omen-javatsoa ne fa tsy mba mahay mamaly ara-panajana. [1.1]
Dikanteny frantsayIl n' est pas convenable que ceux auxquels on chante (pour les inviter à se joindre aux chants) disent: "Nous ne savons pas" . [2.165]
Fanazavana frantsayAllusion aux anciennes confréries de chanteurs qui s' en allaient "apporter le chant" de village en village. Ce proverbe veut dire qu' il ne faut pas refuser les invités. [2.165]

Fizahan-teny