|
|
|
|
Fikambanana sy fifandraisana 128 amin' ny teny
trano
Kamban-teny (122)
1
ady an-trano
2
alatrano
3
am-pamatonan-trano
4
anjara tokantrano
5
an-tranon' ampinga
6
arahaba nahazo tokantrano
7
ati-trano
8
bambantrano
9
borosin-trano
10
dinidinika ambany tafontrano
11
elakela-trano
12
fatra-pifehy trano
13
feno diboka ny trano
14
fitokanan-trano
15
gadran-trano
16
hain-trano
17
hetran-trano
18
hidin-trano
19
hodi-tranonjaza
20
kabary anelakela-trano
21
kihon-trano
22
kiraro an-trano
23
lasa mpifosa vao mifafa trano
24
lavan-trano
25
lohatrano
26
mahavaky trano
27
mahery an-trano
28
may tranon' aina
29
may tranon-tratra
30
mamono volana an-trano
31
manamy trano
32
manao tompon-trano mihono
33
mandan-tranonjaza
34
mangirana ny trano
35
mankany amin' ny trano kely
36
miandry trano
37
mifampiditra an-trano
38
mihidy an-trano
39
mirindrin-trano
40
misorom-bady an-trano
41
mitokan-trano
42
mosavy antrano
43
mpiasa an-trano
44
mpikarama an-trano
45
nalefa ho tafon-tranon' andriana
46
nofon-tranonjaza
47
rava tokantrano
48
tafontrano
49
tafon-tranon' andriana
50
tamin-trano
51
tamy trano
52
tetibolan' ny tokantrano
53
tokantrano
54
tokantranomaso
55
tokantranon-dahy
56
tokantrano tsy ahahaka
57
tompon-trano
58
tranoambo
59
trano atsimo sy avaratra
60
trano bongo
61
trano falafa
62
trano fandrian-dompy
63
trano feta
64
trano fiambenana
65
trano fiangonana
66
trano fiasana
67
trano filongoana
68
trano fitsaboana
69
trano hazo
70
trano heva
71
trano kotona
72
tranolahy
73
trano lay
74
tranomaizina
75
trano manaka-danitra
76
tranomanara
77
tranomanara
78
tranomasina
79
tranom-bary
80
tranombarotra
81
tranom-borona
82
tranom-bovobony
83
tranom-bovoka
84
tranomena
85
trano mosara
86
tranom-panafody
87
tranom-panjaitra
88
tranom-pitaratra
89
tranompokonolona
90
tranon' afokasoka
91
trañondrazaña
92
tranon-dremby
93
tranon-jaza
94
tranon-kala
95
tranon' omby
96
tranon-tantely
97
tranontantely
98
tranon-tsabatra
99
tranon-tsoavaly
100
trano rindrina
101
trano sokera
102
trano tampify
103
trano tany
104
trano tany totoina
105
trano tataro
106
trano terilatsy
107
trano tilikambo
108
trano tomboka
109
trano tora-peta
110
trano tsiotsiory
111
trano vato
112
tranovato
113
trano vy
114
tranovorona
115
trano zozoro
116
varotra an' elakela-trano
117
varotra an-trano tokana
118
vatan-tranonjaza
119
volombodin-trano
120
zanaka an' elakela-trano
121
zanaka an-trano
122
zaza tsy an-tranon-dreny
Anaran-toerana (6)
123
Antranotelo
124
trano fito miandalana
125
Tranomaro
126
Tranoroa
127
Tranotelo
128
Tranovola