|
|
|
|

Teny iditra 1  tranombarotra
Singan-teny  2 trano, 3 varotra
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Ohatra  6  Fa rehafa intelo aman' efatra izy no mifampikasoka amin' io tranombarotra io, dia hahalala mora foana fa Zaka no mitantana sy mamangitra ny làlana tsy maintsy hizorany. [2.5#37]

Fivaditsoratra  tranombarotra, 7 tratramborona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20