Teny iditra | hodi-tranonjaza | |
Singan-teny | hodi- (hoditra) ; tranon-jaza | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hoditra mandrakotra ny aty tranonjaza [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Muqueuse utérine [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06 |