|
|
|
|
Fikambanana sy fifandraisana 79 amin' ny teny
iray
Kamban-teny (79)
1
anaran' ny iray tena
2
andro iray
3
andro iray toa zato
4
bamba iray
5
erana ify mifatotra amin'ny erantsilo iray
6
famenom-bondrona iray
7
fampimirana hitsy iray
8
fanatsorana ampaha iray
9
fangitra teboka iray
10
firaikan'ny hitsy iray
11
firaisan' ny vondrona iray
12
fitambaran'ny zavamaniry amin'ny faritra iray
13
fotsy ranoray
14
halaky amin'ny fotoana iray
15
hitsy iraizotra
16
ilasiray
17
iray ary iray ihany
18
iray dia
19
iray dia manina
20
iray dia marenina
21
iray donak' afo
22
iray erik' andro
23
iray fileovana
24
iray firazanana
25
iray fo amy
26
iray foko
27
iray fototra
28
iraikaambinifolo
29
iray kondokondo
30
iray kondrikondry
31
irainjehy
32
iray nono
33
iray petsapetsa
34
iray razana
35
iray reny
36
iray sakelika
37
iray tafasiry
38
iray tam-po
39
iray tarika
40
iray toa zato
41
iray tsy mivaky
42
iray venty amby zato
43
iray vezovezo
44
iraizodafy
45
iraizopototra
46
iraizopototra mahitsizoro
47
iraizotongotra
48
iraizotongotra mahitsy
49
iraizotongotra miraika
50
iraizotra
51
isa mandeha eo amin'ny asa marika iray
52
izay iray vatsy iray aina
53
kapoka iray
54
katroka iray
55
kiraro iray aman' olona
56
laharan' ny vohoka iray
57
lasiray
58
lasitra iray
59
latsaka iray dia ny andro
60
mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa
61
mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona
62
mientana iray ihany
63
mpampielana ny lefa iray
64
mpanisa ampaha iray
65
mpizara isa tsimivaky iray
66
olona iray tetika
67
rano iray
68
ranoray
69
tendron' ny fanoharana iray
70
torimaso iray reny
71
tsy misy tapik' olona na iray akory aza
72
tsipika iraizotra
73
tsipin' ny teboka iray
74
vahan' ny fampimirana iray
75
vahoho iraizotra
76
vary iray fihina
77
variraiventy
78
zaza iray ranonorana
79
zoro iray ila anatiny sy ivelany